Isaiah 36:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka hitsena azy i Eliakima, zanak’i Hilkia, izay lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary i Joa, zanak’i Asafa, mpitantsoratry ny raharaham-panjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona azy i Eliasima, zanak’i Helkiasa lehiben’ny tao an-dapa, nomban’i Sobnà mpanoratra, ary i Jôahe zanak’i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia i Eliakima, zanakalahin’i Hilkià sady mpiandraikitra ny lapa, no niainga hitsena azy niaraka tamin’i Sebnà mpitantsoratra ary i Jôà, zanakalahin’i Asafa sady mpitondratenin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Eliakima, zanak'i Hilkia, izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka hitsena azy i Eliakima, zanak’i Hilkia, izay lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary i Joa, zanak’i Asafa, mpitantsoratry ny raharaham-panjakana.
malagasy
Ary Eliakima, zanak'i Hilkia, izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy.