Isaiah 36:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Rabsake tamin’ireo: Andeha, lazao amin’i Hezekia hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria: Inona moa izato itokianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny lehiben’ny mpandroso divay tamin’izy ireo: «Mba lazao kely amin’i Ezekiasa izao: Izao no tenin’ny mpanjaka lehibe, mpanjakan’i Asiria: Avy aiza no nahazoanao toky iankinanao toy izao? Hoy izaho: Teny foana izany fikasana aman-kery hoenti-miantafika izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ilay dekà tamin’izy telo lahy: «Ndeha lazaonareo amin’i Hezekià ny hafatry ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria, manao hoe: –Mba inona moa izao toky ianteheranao izao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Rabsake tamin'ireo: Andeha, lazao amin'i Hezekia hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: Inona moa izato itokianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Rabsake tamin’ireo: Andeha, lazao amin’i Hezekia hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asiria: Inona moa izato itokianao?
malagasy
Dia hoy Rabsake tamin'ireo: Andeha, lazao amin'i Hezekia hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: Inona moa izato itokianao?