Isaiah 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny foana, hoy aho, ny hoe: Manana saina sy hery hiady aho! Fa iza moa no itokianao ankehitriny no mikomy amiko ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny, iza no itokianao no niodina tamiko ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noheveriko fa vitan’ny kobaka am-bava ny anao ny tetika sy herim-po hoenti-miady! Koa iza no itokianao mba sahy mikomy amiko izato ianao?
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Teny foana ny hoe: Manana saina sy hery hiady aho. Fa iza no itokianao, no miodina amiko ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny foana, hoy aho, ny hoe: Manana saina sy hery hiady aho! Fa iza moa no itokianao ankehitriny no mikomy amiko ianao?
malagasy
Hoy izaho: Teny foana ny hoe: Manana saina sy hery hiady aho. Fa iza no itokianao, no miodina amiko ianao?