Isaiah 36:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ary hifaninana ianao sy ny tompoko, dia ny mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao raha mahita olona hitaingina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny manaova fanekena amin’ny tompoko, ny mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha afa-mamory olona hitaingina azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa aoka hifanamby amin’ny andriamanjakan’i Asiria izay tompoiko ianao, fa homeko soavaly roa arivo ianao raha manana olona afaka hitaingina ireo.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan'i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ary hifaninana ianao sy ny tompoko, dia ny mpanjakan’i Asiria, fa homeko soavaly roa arivo ianao raha mahita olona hitaingina azy.
malagasy
Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan'i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.