Isaiah 37:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao izay itokianao ianao, hoe: Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria i Jerosalema!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao no holazainareo amin’i Ezekiasa mpanjakan’i Jodà ataovy hoe: Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao, izay itokianao ianao, ataony hoe: ‹Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria i Jerosalema.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mpanjakan’i Joda indray izy, mba hitondra izao hafatra izao: «Aoka tsy ho voafitaky ny Andriamanitra itokianao ianao amin’ny filazany fa i Jerosalema dia tsy hatolotra ho eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria.
Malagasy Bible 1865
Izao no holazainareo amin'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda: Aza mety hofitahin'ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: Aza mety hofitahin’ny Andriamanitrao izay itokianao ianao, hoe: Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asiria i Jerosalema!
malagasy
Izao no holazainareo amin'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda: Aza mety hofitahin'ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanjakan'i Asyria.