Isaiah 37:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa renao izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra, dia ny nanaovany ho zavatra voaozona azy; koa ianao indray va no ho voavonjy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro efa renao ny nafitsoky ny mpanjakan’i Asiria, ny tany rehetra, fa nataony anatema izany!... Ka ianao ve dia ho voavonjy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ianao mihitsy no efa nandre ny nanaovan’ireo mpanjakan’i Asiria ny tany hafa rehetra sy ny nandravany azy; ka dia ianao kosa ve no ho voavonjy?
Malagasy Bible 1865
Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa renao izay nataon’ireo mpanjakan’i Asiria tamin’ny tany rehetra, dia ny nanaovany ho zavatra voaozona azy; koa ianao indray va no ho voavonjy?
malagasy
Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy? [Heb. nanaovany herema]