Isaiah 37:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan’ny razako, dia i Gozana, i Harana, i Rezefa ary ny taranak’i Edena izay tao Telasara?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan’ny razako dia i Gôzàna, i Harama, i Resefa, ary ny taranak’i Edena, izay any Telasara?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony nandrava an’i Gôzàna sy i Haràna ary i Retsefa mbamin’i Telasara renivohitry ny Hedenita ireo razako, moa nahavonjy ireny firenena ireny ve ny andriamaniny?
Malagasy Bible 1865
Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan'ny razako, dia Gozana sy Harana sy Razefa ary ny taranak'i Edena izay tao Telasara?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan’ny razako, dia i Gozana, i Harana, i Rezefa ary ny taranak’i Edena izay tao Telasara?
malagasy
Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan'ny razako, dia Gozana sy Harana sy Razefa ary ny taranak'i Edena izay tao Telasara?