Isaiah 37:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza ny mpanjakan’i Hamata, ny mpanjakan’i Arpada, ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima, i Henà ary Iva?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza avy ny mpanjakan’i Emata, ny mpanjakan’i Arfada, ary ny mpanjakan’ny tanàna Sefarvaima, ny an’i Anà, ny an’i Avà?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza izao ny mpanjakan’i Hamata sy i Arpada ary i Lahîra, aiza izao ny mpanjakan’i Sefarvaîma sy i Henà ary i Hivà?»
Malagasy Bible 1865
Aiza ny mpanjakan'i Hamata sy ny mpanjakan'i Arpada sy ny mpanjakan'ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza ny mpanjakan’i Hamata, ny mpanjakan’i Arpada, ny mpanjakan’ny tanànan’i Sefarvaima, i Henà ary Iva?
malagasy
Aiza ny mpanjakan'i Hamata sy ny mpanjakan'i Arpada sy ny mpanjakan'ny tanàna Sefarvaima sy Hena ary Iva?