Isaiah 37:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atongilano ny sofinao, TOMPO ô, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, TOMPO ô, ka mijere! Ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain’i Sankeriba hihantsy an’Andriamanitra velona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atongilano ny sofinao, Iaveh, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, Iaveh, ka mijere! Henoy avokoa ny tenin’i Senakeriba izay nalefany, hanevatevana an’ilay Andriamanitra velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba atongilano ny sofinao ka mihainoa; TOMPO ô, mba ahirato ny masonao ka mijere; ary aoka ho renao ny teny rehetra izay nampitondrain’i Saneheriba hanevatevana Anao Andriamanitra velona.
Malagasy Bible 1865
Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain'i Sankeriba hihaika an'Andriamanitra velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atongilano ny sofinao, TOMPO ô, ka mihainoa! Ahirato ny masonao, TOMPO ô, ka mijere! Ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain’i Sankeriba hihantsy an’Andriamanitra velona!
malagasy
Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere; ary mihainoa ny teny rehetra izay nampitondrain'i Sankeriba hihaika an'Andriamanitra velona.