Isaiah 37:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan’i Asiria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina tokoa, ry Iaveh ô, fa i Senakeriba dia nandrava ny firenena rehetra mbamin’ny taniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, marina fa ireo mpanjakan’i Asiria dia nandringana ny hafa firenena sy nandrava ny taniny;
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan'i Asyria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan’i Asiria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny
malagasy
Jehovah ô, marina ihany tokoa fa ireo mpanjakan'i Asyria dia efa nandrava ny firenena rehetra sy ny taniny [Heb. tany]