Isaiah 37:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary efa nariany tao anaty afo ny andriamaniny; tsy Andriamanitra akory mantsy ireny, fa asan’ny tanan’olona ihany, dia hazo sy vato, ka azony nosimbana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanipy ny andriamanitr’ireny tao anaty afo, satria tsy andriamanitra ireny, fa asan-tanan’olombelona, vato aman-kazo, ka dia voaravany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nodorany tamin’ny afo sy nosimbany aza ny andriamanitr’ireny firenena ireny satria tsy tena Andriamanitra ireo fa zavatra nataon-tanan’olona, eny, vato aman-kazo ihany.
Malagasy Bible 1865
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan'ny tànan'olona ihany, dia hazo sy vato, ka dia azony nosimbana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary efa nariany tao anaty afo ny andriamaniny; tsy Andriamanitra akory mantsy ireny, fa asan’ny tanan’olona ihany, dia hazo sy vato, ka azony nosimbana.
malagasy
ary efa nanary ny andriamaniny tao anaty afo, satria tsy Andriamanitra ireny, fa asan'ny tànan'olona ihany, dia hazo sy vato, ka dia azony nosimbana.