Isaiah 37:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nirahiny ho any amin’Isaia mpaminany, zanak’i Amoza, i Eliakima, lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary ny lehiben’ny mpisorona, izay samy nitafy lamba fisaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nirahiny i Eliasima, lehiben’ny ao an-dapa, sy i Sobnà mpanoratra, ary ny lohandohan’ny mpisorona, samy voatafy lasàka, ho any amin’i Izaia zanak’i Amôsa, mpaminany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy teo izy naniraka an’i Eliakima mpiandraikitra ny lapa sy i Sebnà mpitantsoratra ary ireo mpisorona tranainy indrindra izay samy nitafy gony, mba hankany amin’i Isaià mpaminany zanakalahin’i Amôtsa,
Malagasy Bible 1865
ary izy naniraka an'i Eliakima, lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan'ny mpisorona, samy nitafy lamba fisaonana avokoa, hankany amin'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nirahiny ho any amin’Isaia mpaminany, zanak’i Amoza, i Eliakima, lehiben’ny tao an-dapa, sy i Sebna mpitantsoratra ary ny lehiben’ny mpisorona, izay samy nitafy lamba fisaonana.
malagasy
ary izy naniraka an'i Eliakima, lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary ny lohan'ny mpisorona, samy nitafy lamba fisaonana avokoa, hankany amin'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza,