Isaiah 37:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, RY TOMPO Andriamanitray ô, vonjeo amin’ny tanany izahay mba hahafantaran’ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany fa Ianao irery ihany no TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny, Iaveh Andriamanitray ô, vonjeo amin’ny tanan’i Senakeriba izahay; ary aoka ho fantatry ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany, fa Ianao irery no Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ankehitriny kosa, ry TOMPO Andriamanitray ô, vonjeo tsy ho azon’ny tanan’i Saneheriba izahay mba hahafantaran’ny fanjakana rehetra etỳ an-tany fa Ianao irery ihany no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin'ny tànany izahay, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Hianao ry ihany no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, RY TOMPO Andriamanitray ô, vonjeo amin’ny tanany izahay mba hahafantaran’ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany fa Ianao irery ihany no TOMPO!
malagasy
Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, vonjeo amin'ny tànany izahay, mba hahafantaran'ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany fa Hianao ry ihany no Jehovah.