Isaiah 37:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka Isaia zanak’i Amoza, hankany amin’i Hezekia hilaza hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny amin’ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin’i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ho any amin’i Ezekiasa i Izaia zanak’i Amôsa, hilaza hoe: «Izao no lazain’i Iaveh, Andriamanitr’i Israely: Efa reko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin’i Senakeriba, mpanjakan’i Asiria;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Isaià, zanakalahin’i Amôtsa, dia naniraka hankany amin’i Hezekià nanao hoe: «Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely ho valin’ny vavaka nataonao ny amin’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria.
Malagasy Bible 1865
Ary Isaia, zanak'i Amoza, dia naniraka hankany amin'i Hezekia nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin'ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka Isaia zanak’i Amoza, hankany amin’i Hezekia hilaza hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Ny amin’ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin’i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria,
malagasy