Isaiah 37:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy fantatro avokoa na mipetraka ianao na mivoaka hiady, na miverina avy niady, na mihetsiketsika hanohitra Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro anefa ianao na mipetraka ianao na mivoaka ianao, na miditra ianao; fantatro ny hatezeranao amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro avokoa ny momba anao, ry Saneheriba, na mipetraka ianao na mitsangana, na mivoaka ny trano ianao na miditra, sy rehefa tezitra misafoaka amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa samy fantatro avokoa ny ipetrahanao sy ny ivoahanao sy ny idiranao ary ny fahatezeranao amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy fantatro avokoa na mipetraka ianao na mivoaka hiady, na miverina avy niady, na mihetsiketsika hanohitra Ahy.
malagasy
Fa samy fantatro avokoa ny ipetrahanao sy ny ivoahanao sy ny idiranao ary ny fahatezeranao amiko.