Isaiah 37:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema ary ny sisa afaka avy ao amin’ny tendrombohitra Ziona. Izany no hataon’ny fahasaro-piaron’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hisy sisa hivoaka avy amin’i Jerosalema, ary hisy afaka avy ao an-tendrombohitra Siôna. Izany no hoefain’ny firehetam-pon’i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ao Jerosalema no hipoiran’ny sisa tavela, ary ao an-tendrombohitra Tsiôna no hiarenan’ny sisa velona.» Dia hoy ihany i Isaià hoe: «Izany no hataon’ny TOMPOn’izao rehetra izao noho ny fitia miredareda manesika Azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hisy sisa hiseho avy any Jerosalema sy sisa afaka avy any an-tendrombohitra Ziona ny  fahasaro-piaron'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hisy sisa hivoaka avy ao Jerosalema ary ny sisa afaka avy ao amin’ny tendrombohitra Ziona*. Izany no hataon’ny fahasaro-piaron’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Fa hisy sisa hiseho avy any Jerosalema sy sisa afaka avy any an-tendrombohitra Ziona ny fahasaro-piaron'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hanao izany.