Isaiah 37:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpanjakan’i Asiria: Tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany izao no lazain’i Iaveh, ny amin’ny mpanjakan’i Asiria: «Tsy hiditra amin’izany tanàna izany izy, na handefa zana-tsipìka ao aminy, na hanangana ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no lazain’ny TOMPO ny amin’ny mpanjakan’i Asiria: ‹Tsy hiditra amin’ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipîka hamelezana azy na hiady aminy ombàn’ny ampinga na hanangana tovon-tany hanafihana azy.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpanjakan'i Asyria: Tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpanjakan’i Asiria: Tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany azy.
malagasy