Isaiah 37:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany fa tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, hoy NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiverina amin’ny lalana niaviany izy, fa tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity. Teny ton’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany, fa tsy hiditra amin’ity tanàna ity izy. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny lalana izay nihaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalana izay niaviany ihany no hiverenany fa tsy ho tafiditra amin’ity tanàna ity izy, hoy NY TOMPO
malagasy
Ny lalana izay nihaviany ihany no hiverenany, fa tsy ho tafiditra amin'ity tanàna ity izy, hoy Jehovah.