Isaiah 37:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina i Rabsake ka nankany Libna izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano tamin’izay, satria reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niverina ny lehiben’ny mpandroso divay ka nahita ny mpanjakan’i Asiria, nanao fahirano an’i Lobnà; efa reny ny nialan’ny tompony tany Lakisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina ilay dekà, ka nankany Libnà izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano tamin’izay; satria reny fa efa nandao an’i Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria fahirano tamin'izay; satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina i Rabsake ka nankany Libna izay nataon’ny mpanjakan’i Asiria fahirano tamin’izay, satria reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.
malagasy
Dia niverina Rabsake ka nankany Libna, izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria fahirano tamin'izay; satria efa reny fa efa niala tany Lakisy ny mpanjaka.