Isaiah 38:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Amin’izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin’ny vavahadin’ny fitoeran’ny maty. Nesorina tamiko ny androko sisa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: «Dia amin’izao andro mbola iadanako izao aho no midina ho any amin’ny vavahadin’ny seoly; ka hanesorana amiko ny taonako sisa!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho anakampo hoe: Amin’izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy hahalasanako! Eo am-baravaran’ny fonenan’ny maty no hamaranako ny taonako sisa rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Amin'izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita; nesorina tamiko ny androko sisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Amin’izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin’ny vavahadin’ny fitoeran’ny maty*. Nesorina tamiko ny androko sisa!
malagasy
Hoy izaho: Amin'izao andro mbola iadanako izao no tsy maintsy idirako amin'ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita; nesorina tamiko ny androko sisa. [Heb. Sheola]