Isaiah 38:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampangina ny foko aho mandra-paharain’ny andro; tahaka ny fanapatapaky ny liona taolana no anapatapahany ny taolako rehetra; indray andro monja no anaperanao ny aiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy niteny tsy nivolana aho, mandra-pahamarain’ny andro. Nanapatapaka ny taolako rehetra toy ny liona izy; hatramin’ny antoandro ka mandra-piavin’ny alina dia hotaperinao ny aiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka alohan’ny maraina, dia ho vita ny amiko.– Toy ny liona mihitsy ny TOMPO nanapatapaka ny taolako rehetra. –Indray andro monja, TOMPO ô, no anaperanao ny aiko.–
Malagasy Bible 1865
Nampionona ny foko aho mandra-pahamarain'ny andro; Tahaka ny fanapatapaky ny liona no anapatapahany ny taolako rehetra; Indray andro monja no anaperanao ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampangina ny foko aho mandra-paharain’ny andro; tahaka ny fanapatapaky ny liona taolana no anapatapahany ny taolako rehetra; indray andro monja no anaperanao ny aiko!
malagasy
Nampionona ny foko aho mandra-pahamarain'ny andro; Tahaka ny fanapatapaky ny liona no anapatapahany ny taolako rehetra; Indray andro monja no anaperanao ny aiko.