Isaiah 38:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no holazaiko? Sady namaly ahy Izy no Izy ihany no nahatanteraka. Handeha am-panetren-tena aho amin’ny taonako sisa rehetra noho ny fahoriana mangidy mahazo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, anaovana an-tery setra aho, anie Ianao no hiantoka ahy. Inona no holazaiko? Nilaza tamiko izy, nahavita izy. Handeha amim-panetren-tena aho, amin’ny taona iainako rehetra, mahatsiaro ny hangidin’ny aiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaiko sy hoteneniko amin’ny TOMPO? Eny, Izy no nanao an’izao. Handeha mijoretra aho amin’ny taonako sisa rehetra fa mangidy amiko loatra izao.
Malagasy Bible 1865
Ahoana no holazaiko? Sady nilaza tamiko Izy no nahatanteraka koa; Handeha mijoretra aho amin'ny taonako sisa rehetra noho ny fangidian'ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no holazaiko? Sady namaly ahy Izy no Izy ihany no nahatanteraka. Handeha am-panetren-tena aho amin’ny taonako sisa rehetra noho ny fahoriana mangidy mahazo ahy.
malagasy
Ahoana no holazaiko? Sady nilaza tamiko Izy no nahatanteraka koa; Handeha mijoretra aho amin'ny taonako sisa rehetra noho ny fangidian'ny aiko. [Na: rehefa afaka]