Isaiah 38:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, ny fahatsaranao no mahavelona, ary amin’izany tokoa no iainan’ny fanahiko ka manasitrana sy mamelona ahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, izany no fiainana, ao amin’izany rehetra izany ny fiainan’ny fanahiko. Mahasitrana ahy Ianao, mampody ny aina amiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–TOMPO ô, fantatrao izay nanjo ahy ka namelona ahy indray Ianao; naverinao ny heriko ary notahirizinao ny aiko.
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, izany no iveloman'ny olona, ary amin'izany tokoa no iainan'ny fanahiko, ka dia mahasitrana sy mahavelona ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, ny fahatsaranao no mahavelona, ary amin’izany tokoa no iainan’ny fanahiko ka manasitrana sy mamelona ahy Ianao.
malagasy
Tompo ô, izany no iveloman'ny olona, ary amin'izany tokoa no iainan'ny fanahiko, ka dia mahasitrana sy mahavelona ahy Hianao.