Isaiah 38:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Isaia: Makà mofo aviavy ary apetaho amin’ny vay izany mba ho sitrana i Hezekia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Izaia: «Mitondrà ampempan’aviavy iray, dia apetaho amin’ny fery, ary aoka ho sitrana ny mpanjaka.» Ary hoy i Ezekiasa: «Inona no famantarana ahalalako fa hiakatra any amin’ny tranon’i Iaveh aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampaka ampempan’aviavy i Isaià mba hapetaka eo amin’ny vay ka hahasitrana ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isaia: Makà ampempan'aviavy, ary apetaho amin'ny vay izany, mba ho sitrana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Isaia: Makà mofo aviavy ary apetaho amin’ny vay izany mba ho sitrana i Hezekia.
malagasy
Ary hoy Isaia: Makà ampempan'aviavy, ary apetaho amin'ny vay izany, mba ho sitrana izy.Ary hoy Hezekia: Inona no famantarana fa hiakatra ao an-tranon'i Jehovah aho?