Isaiah 38:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no ho famantarana ho anao avy amin’NY TOMPO, hahalalanao fa NY TOMPO hanatanteraka izay zavatra nolazainy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no famantarana omen’i Iaveh ho anao, hahafantaranao fa hotanterahin’i Iaveh izany teny nolazainy izany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: «Izao no famantarana omen’ny TOMPO anao mba hahalalanao fa hotanterahiny tokoa izay nolazainy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho famantarana ho anao avy amin'i Jehovah, hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no ho famantarana ho anao avy amin’NY TOMPO, hahalalanao fa NY TOMPO hanatanteraka izay zavatra nolazainy:
malagasy
Ary izao no ho famantarana ho anao avy amin'i Jehovah, hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy: