Isaiah 39:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly noho izany i Hezekia ka nampiseho azy ny trano fitahirizany zava-tsoa, dia volafotsy, volamena, zavamanitra ary menaka tsara, sy ny trano fitahirizana ny fiadiany rehetra mbamin’izay rehetra tao amin’ny firaketany; tsy nisy zavatra tsy nasehon’i Hezekia azy, na ny tao an-tranony, na ny tao amin’ny fanjakany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly i Ezekiasa tamin’ny nahatongavan’ireo iraka ireo ka nasehony azy ny trano fitahirizany ny rakiny, ny volafotsy amam-bolamena, ny zava-manitra aman-diloilo sarobidy, ny trano fitahirizam-piadiany, mbamin’izay rehetra tao amin’ny trano firaketany; tsy nisy tsy nasehon’i Ezekiasa an’ireo na ny tao an-tranony, na ny teo amin’ny fanjakany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary faly i Hezekià tamin’ny fahatongavan’ireto iraka; dia nasehony azy ny trano fitahirizana zava-tsoa, dia volafotsy sy volamena ary zava-manitra sy menaka mamerovero; nasehony azy koa ny trano fitobian’ny fitaovam-piadiana rehetra mbamin’ny zavatra hafa isan-karazany tao amin’ny fitoeran-drakiny. Tsy nisy zavatra nafeniny azy na ny tao an-dapany na ny tao amin’ny fanjakany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary dia faly Hezekia noho izany ka nampiseho azy ny trano fitehirizany zava-tsoa, dia volafotsy sy volamena sy zava-manitra ary menaka tsara, sy ny trano fitehirizana ny fiadiany rehetra mbamin'izay rehetra tao amin'ny firaketany; tsy nisy zavatra tsy nasehon'i Hezekia azy, na ny tao an-tranony, na ny tao amin'ny fanjakany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly noho izany i Hezekia ka nampiseho azy ny trano fitahirizany zava-tsoa, dia volafotsy, volamena, zavamanitra ary menaka tsara, sy ny trano fitahirizana ny fiadiany rehetra mbamin’izay rehetra tao amin’ny firaketany; tsy nisy zavatra tsy nasehon’i Hezekia azy, na ny tao an-tranony, na ny tao amin’ny fanjakany rehetra.
malagasy