Isaiah 39:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Isaia tamin’i Hezekia: Henoy ary ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Izaia tamin’i Ezekiasa: «Henoy ny tenin’i Iavehn’ny tafika:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Isaià tamin’i Hezekià: «Henoy ny tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Isaia tamin'i Hezekia: Henoy ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Isaia tamin’i Hezekia: Henoy ary ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao!
malagasy
Ary hoy Isaia tamin'i Hezekia: Henoy ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro: