Isaiah 39:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia ny naterakao aza dia hisy hoentiny koa ka ho ionoka any amin’ny lapan’ny mpanjakan’i Babilona ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’ireo zanakao, avy amin’ny tenanao, naterakao, dia hangalana hatao eonoka, any an-dapan’ny mpanjakan’i Babilôna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia ny sasany amin’ireo taranakao aza dia hoentina any koa ho mpanompo hanao raharaha ao an-dapan’ny mpanjakan’i Babilôna ».
Malagasy Bible 1865
Ary na dia terakao aza dia hisy ho entiny koa, ka ho tandonaka any amin'ny lapan'ny mpanjakan'i Babylona ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia ny naterakao aza dia hisy hoentiny koa ka ho ionoka any amin’ny lapan’ny mpanjakan’i Babilona ireo.
malagasy
Ary na dia terakao aza dia hisy ho entiny koa, ka ho tandonaka any amin'ny lapan'ny mpanjakan'i Babylona ireo. [Heb. ionoka]Dia hoy Hezekia tamin'Isaia: Tsara ny tenin'i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, hisy fiadanana amin'ny androko handry fahizay.