Isaiah 4:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia ho tonga fahatsaran-tarehy sy voninahitra ny solofon’NY TOMPO, ary ny vokatry ny tany dia ho rehareha sy firavaka ho an’izay nieren-doza tamin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’izany andro izany, ny solofon’i Iaveh ho haingo amam-boninahitra, ary ny vokatry ny tany ho rehareha amam-piravaka, ho an’ireo sisan’i Israely afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, izay ampanirin’ny TOMPO eo amin’ny tany dia ho tabiha sy ho voninahitra ho an’izay sisa velona teo amin’i Israely, ka izay vokatry ny tany no ho mariky ny fiandrianany sy reharehany.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany ny rantsan 'i Jehovah dia ho tonga fahatsaran-tarehy sy voninahitra, Ary ny vokatry ny tany dia ho rehareha sy firavaka ho an'ny Isiraely sisa afaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia ho tonga fahatsaran-tarehy sy voninahitra ny solofon’NY TOMPO, ary ny vokatry ny tany dia ho rehareha sy firavaka ho an’izay nieren-doza tamin’ny Israely.
malagasy
Amin'izany andro izany ny rantsan'i Jehovah dia ho tonga fahatsaran-tarehy sy voninahitra, Ary ny vokatry ny tany dia ho rehareha sy firavaka ho an'ny Isiraely sisa afaka; [Na: solofon']