Isaiah 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay sisa any Ziona sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe masina, dia izay rehetra voasoratra ho isan’ny velona any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay ho tafajanona ao Siôna, sy izay ho voatsimbina ao Jerosalema hantsoina hoe masina; dia izay rehetra voasoratra ao Jerosalema mba ho an’ny fiainana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay sisa tafajanona tao Jerosalema na izay sisa velona tao Tsiôna dia hantsoina hoe «voatokana ho an’ny Tompo»: ireo rehetra ireo no voasoratry ny Tompo mba ho velona ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary izay sisa any Ziona sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe masina. Dia izay rehetra voasoratra ho isan'ny velona any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay sisa any Ziona* sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe masina, dia izay rehetra voasoratra ho isan’ny velona any Jerosalema.
malagasy
Ary izay sisa any Ziona sy izay mbola mitoetra any Jerosalema dia hatao hoe masina. Dia izay rehetra voasoratra ho isan'ny velona any Jerosalema.