Isaiah 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy tranolay ho fialokalofana amin’ny hainandro raha antoandro sady ho fialofana sy fierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hisy lay mba hanalokaloka, amin’ny fidaindainan’ny andro, ary ho fandosirana sy fialofana, amin’ny ranonoram-baratra sy ny ranonorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho toy ny tranotomboka hanalokaloka amin’ny hainandro ary hialofana sy hierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.
Malagasy Bible 1865
Ka hisy trano-lay ho fialokalofana amin'ny hainandro raha antoandro Ary ho fialofana sy fierena amin'ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy tranolay ho fialokalofana amin’ny hainandro raha antoandro sady ho fialofana sy fierena amin’ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.
malagasy
Ka hisy trano-lay ho fialokalofana amin'ny hainandro raha antoandro Ary ho fialofana sy fierena amin'ny tafio-drivotra sy ny ranonorana.