Isaiah 40:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampiononinareo, ampiononinareo ny oloko, hoy Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ampionony, ampionony ny vahoakako,» hoy ny Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampaherezo, ampaherezo ny vahoakako, hoy ilay Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Ampionony, ampionony ny oloko, Hoy Andriamanitrareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampiononinareo, ampiononinareo ny oloko, hoy Andriamanitrareo.
malagasy
[Teny mahafaly, fampiononana ny Isiraely] Ampionony, ampionony ny oloko, Hoy Andriamanitrareo;