Isaiah 40:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nanome hevitra ny Fanahin’NY TOMPO ary iza no mpanolotsaina nampianatra Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nitari-dalana ny Fanahin’i Iaveh, ary iza no nanolo-tsaina nampianatra Azy? Iza no nidinihany mba hanoro hevitra Azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no naharefy ny Fanahin’ny TOMPO, iza no nahatakatra ny fikasany?
Malagasy Bible 1865
Iza no nanome hevitra ny Fanahin'i Jehovah, ary iza no mpanolo-tsaina nampianatra Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nanome hevitra ny Fanahin’NY TOMPO ary iza no mpanolotsaina nampianatra Azy?
malagasy
Iza no nanome hevitra ny Fanahin'i Jehovah, ary iza no mpanolo-tsaina nampianatra Azy?