Isaiah 40:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny tsinontsinona eo anatrehany ny firenena rehetra ka ataony ho naman’ny tsinontsinona sy ny zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny firenena rehetra tahaka ny tsinontsinona eo anatrehany, fa ataony zava-poana sy tsinontsinona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny tsinontsinona ny firenen-drehetra eo anatrehan’ny TOMPO; toy ny tsy misy sady zava-poana ireny aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny firenena rehetra dia tahaka ny tsinontsinona eo anatrehany, ka ataony ho naman'ny tsinontsinona sy ny zava-poana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny tsinontsinona eo anatrehany ny firenena rehetra ka ataony ho naman’ny tsinontsinona sy ny zava-poana.
malagasy
Ny firenena rehetra dia tahaka ny tsinontsinona eo anatrehany, ka ataony ho naman'ny tsinontsinona sy ny zava-poana izy.