Isaiah 40:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ampitovinareo amin’iza moa Andriamanitra? Endrik’inona no hampanahafinareo Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ampitovinareo amin’inona àry Andriamanitra, ary sarin’inona no hamboarinareo ho Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ampitovînareo amin’iza moa Andriamanitra? Endrik’inona no ampanahafinareo Azy?
Malagasy Bible 1865
Koa ampitovinareo amin'iza moa Andriamanitra? Ary endrik'inona no ampanahafinareo Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ampitovinareo amin’iza moa Andriamanitra? Endrik’inona no hampanahafinareo Azy?
malagasy
Koa ampitovinareo amin'iza moa Andriamanitra? Ary endrik'inona no ampanahafinareo Azy?