Isaiah 40:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantatrareo va? Tsy renareo va? Tsy efa nambara taminareo taloha va? Tsy efa azonareo an-tsaina va ny amin’ny fanorenan’ny tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fantatrareo va? Tsy renareo va? Tsy nisy nanambara taminareo hatramin’ny voalohany va? Tsy renareo va izay nandatsaka ny fanorenan’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy fantatrareo na efa renareo ve, moa tsy nambara taminareo hatrany am-piandohana ve, ary moa tsy noeritreretinareo ve ilay mpanangana ny fanorenan’ny tany?
Malagasy Bible 1865
Tsy fantatrareo va? Tsy efa renareo va? Tsy efa nambara taminareo fony taloha va? Tsy efa azonareo an-tsaina va ny amin'ny fanorenan'ny tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantatrareo va? Tsy renareo va? Tsy efa nambara taminareo taloha va? Tsy efa azonareo an-tsaina va ny amin’ny fanorenan’ny tany?
malagasy
Tsy fantatrareo va? Tsy efa renareo va? Tsy efa nambara taminareo fony taloha va? Tsy efa azonareo an-tsaina va ny amin'ny fanorenan'ny tany?