Isaiah 40:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin’ny tany ho tahaka ny zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahatsinontsinona ny mpanapaka Izy, sy hampanjary zava-poana, ny mpitsara amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mahatonga ny mpitondra ho tsinontsinona sy maha zava-poana ny mpifehy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin'ny tany ho tahaka ny zava-poana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin’ny tany ho tahaka ny zava-poana.
malagasy
Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin'ny tany ho tahaka ny zava-poana.