Isaiah 40:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vao nambolena vetivety ireo, vao nafafy, vao namaka tao amin’ny tany ny fotony, dia notsofin’Andriamanitra ireo ka nalazo, ary nindaosin’ny tafio-drivotra tahaka ny mololo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nambolena ireo, vao nafafy ireo, vao latsa-paka amin’ny tany ny fotony, dia tsofiny ka malazo, ary nindaosin’ny ranonoram-baratra hoatra ny vodivary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tonga eo amin’ny toerany ireny, vao manomboka miely patrana, vao miorim-paka amin’ny tany, dia tsofin’ny fofonain’ny TOMPO ka mihamalazo; ary indreny fa voapaoka toy ny mololo indaosin’ny tadio.
Malagasy Bible 1865
Vao nambolena vetivety ireo, vao nafafy ireo, vao namaka tao amin'ny tany ny fotony, dia notsofin'Andriamanitra ireo, ka dia nalazo, ary nindaosin'ny tafio-drivotra tahaka ny vodivary izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vao nambolena vetivety ireo, vao nafafy, vao namaka tao amin’ny tany ny fotony, dia notsofin’Andriamanitra ireo ka nalazo, ary nindaosin’ny tafio-drivotra tahaka ny mololo izy.
malagasy
Vao nambolena vetivety ireo, vao nafafy ireo, vao namaka tao amin'ny tany ny fotony, dia notsofin'Andriamanitra ireo, ka dia nalazo, ary nindaosin'ny tafio-drivotra tahaka ny vodivary izy.