Isaiah 40:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hampitovianareo amin’iza moa Aho, mba hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa iza àry no hampitovinareo Ahy, ka ho tahaka azy Aho, hoy ilay Masina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa hampitovînareo amin’iza Aho ary hoharinareo amin’iza, hoy ilay Andriamanitra masina?»
Malagasy Bible 1865
Koa ampitovinareo amin'iza moa Aho, hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hampitovianareo amin’iza moa Aho, mba hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina.
malagasy
Koa ampitovinareo amin'iza moa Aho, hitahako aminy? Hoy ny Iray Masina.