Isaiah 40:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa tsofin’ny fofonain’NY TOMPO. Eny, ahitra tokoa ny olona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa seranin’ny fofon’ain’i Iaveh. Eny, ahitra ihany ny olombelona:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihamaina ny ahitra, mihamalazo ny voninkazo rehefa seranan’ny fofonain’ny TOMPO. –Mihelina toy ny ahitra tokoa ny olona–.
Malagasy Bible 1865
Maina ny ahitra, malazo ny voniny, satria tsofin'ny fofonain'i Jehovah ireny; Eny, ahitra tokoa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maina ny ahitra, malazo ny voniny, rehefa tsofin’ny fofonain’NY TOMPO. Eny, ahitra tokoa ny olona:
malagasy
Maina ny ahitra, malazo ny voniny, satria tsofin'ny fofonain'i Jehovah ireny; Eny, ahitra tokoa ny olona.