Isaiah 41:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao; ho tonga tsinontsinona izy; eny, ho levona izay miady aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho menatra sy hangaihay foana, izay rehetra misafoaka hamely anao; hanahaka ny zava-poana sy ho levona, izay mifanditra aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ho menatra sy ho afa-baràka izay rehetra naneso anao. Hanjary tsinontsinona sy ho levona ny mpanohitra anao.
Malagasy Bible 1865
Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; Eny, ho levona izay miady aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao; ho tonga tsinontsinona izy; eny, ho levona izay miady aminao.
malagasy
Indro, ho menatra sy hangaihay izay rehetra tezitra aminao, ho tsinontsinona izy; Eny, ho levona izay miady aminao.