Isaiah 41:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotadiavinao izay mifanditra aminao fa tsy ho hitanao; ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hozahanao fa tsy ho hitanao intsony, ry zareo mila sotasota aminao; hanahaka ny zava-poana, hanjary tsinontsinona, ry zareo miady aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotadiavinao ireo mpisetrasetra anao fa tsy ho hitanao; hanjary tsinontsinona sy zava-poana ireo mpiady aminao.
Malagasy Bible 1865
Hotadiavinao izay mifanditra aminao, fa tsy ho hitanao, ary ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotadiavinao izay mifanditra aminao fa tsy ho hitanao; ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.
malagasy
Hotadiavinao izay mifanditra aminao, fa tsy ho hitanao, ary ho tahaka ny tsinontsinona sy ny zava-poana izay miady aminao.