Isaiah 41:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Israely olom-bitsy; Izaho no hamonjy anao, hoy NY TOMPO, Izaho Iray Masin’ny Israely no Mpanavotra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza matahotra, ry kankana avy amin’i Jakôba, ry olom-bitsy sisa, tamin’i Israely! fa Izaho no tonga mamonjy anao - teny marin’i Iaveh - ary ilay Masin’i Israely no mpanavotra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: Aza matahotra ianao, ry vahoaka Israely, firenen’i Jakôba, lazaina hoe mora vonoina toa kankana. Izaho TOMPO mihitsy no tonga hamonjy anao, Izaho ilay Masin’i Israely no mpanavotra anao.
Malagasy Bible 1865
Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Isiraely olom-bitsy, Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Israely olom-bitsy; Izaho no hamonjy anao, hoy NY TOMPO, Izaho Iray Masin’ny Israely no Mpanavotra anao.
malagasy
Aza matahotra ianao, ry Jakoba kankana, dia ianareo, ry Isiraely olom-bitsy, Izaho no hamonjy anao, hoy Jehovah, Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao.