Isaiah 41:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampiboiboika renirano eny an-tampon-tanety mangadihady Aho, ary loharano eny afovoan’ny lohasaha; hataoko tonga farihy ny tany efitra ary ny tany karankaina ho loharano miboiboika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampiboiboika renirano, eo amin’ny tendrombohitra mangadihady Aho, ary loharano eo afovoan’ny lohasaha; hovako ho farihy ny efitra; ary ho loharano miboiboika, ny tany karankaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady Aho ary koa loharano eny an-dohasaha, ka hanova ny taniefitra ho farihy ary ny tany karakaina ho mpamoaka rano.
Malagasy Bible 1865
Hampiboika renirano ao amin'ny tendrombohitra mangadihady Aho ary loharano ao amin'ny lohasaha; Hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina no loharano miboiboika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampiboiboika renirano eny an-tampon-tanety mangadihady Aho, ary loharano eny afovoan’ny lohasaha; hataoko tonga farihy ny tany efitra ary ny tany karankaina ho loharano miboiboika;
malagasy
Hampiboika renirano ao amin'ny tendrombohitra mangadihady Aho ary loharano ao amin'ny lohasaha; Hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina no loharano miboiboika.