Isaiah 41:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampaniry hazo sedera sy akasia, sy rotra ary oliva any an-tany efitra Aho, ary ny kipreso sy hazo kesika ary kirihitra dia hampiarahina eny amin’ny tany ngazana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efitra hampaniriako sedera akasià, mirta sy ôliva; hataoko indray maniry eo amin’ny tany lava volo ny sipresa, platàna, ary boisy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko mitsiry hazo sedera sy mimôzà ary rotra sy ôliva any an-taniefitra; hasiako kipreso sy hazo kesika ary kirihitr’ala any an-tany hay.
Malagasy Bible 1865
Hampaniry hazo sedera sy akasia sy rotra ary oliva any an-efitra Aho ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampaniry hazo sedera sy akasia, sy rotra ary oliva any an-tany efitra Aho, ary ny kipreso sy hazo kesika ary kirihitra dia hampiarahina eny amin’ny tany ngazana,
malagasy
Hampaniry hazo sedera sy akasia sy rotra ary oliva any an-efitra Aho ary kypreso sy pina sy bokso eny an-tani-hay, [myrta][Heb. oliva maniry ho azy]