Isaiah 41:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho hitan’izy ireo sy ho fantany, ary hoheveriny sy ho azony an-tsaina fa ny tanan’NY TOMPO no nanao izany, ary ny Iray Masin’ny Israely no nahary azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba ho hitany sy fantany ary hodinihiny sy hiarahany mahalala, fa ny tanan’i Iaveh no nanao izany, ary ilay Masin’i Israely no nahary izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia ho hitan’ny olona sy ho fantany, ary ho tsapany sy ho takany fa Izaho TOMPO, ilay Masin’i Israely, no namboatra sy nahary izany fanovana izany.
Malagasy Bible 1865
Mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tànan'i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no nahary izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho hitan’izy ireo sy ho fantany, ary hoheveriny sy ho azony an-tsaina fa ny tanan’NY TOMPO no nanao izany, ary ny Iray Masin’ny Israely no nahary azy.
malagasy
Mba ho hitany sy ho fantany sy hoheveriny ary ho azony an-tsaina fa ny tànan'i Jehovah no nanao izany, ary ny Iray Masin'ny Isiraely no nahary izany.