Isaiah 41:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alaharo eto ny teninareo, hoy NY TOMPO; asehoy izay fiarovan-tenanareo, hoy ny Mpanjakan’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alaharo ny teninareo, hoy i Iaveh, Asehoy izay mahamarina ny anareo, hoy ny mpanjakan’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo andriamanitry ny firenen-kafa, alaharo ny kabarinareo, arosoy ny porofonareo, hoy ny TOMPO mpanjakan’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Alaharo eto ny teninareo, hoy Jehovah; Asehoy izay mahamarina ny anareo, hoy ny Mpanjakan'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alaharo eto ny teninareo, hoy NY TOMPO; asehoy izay fiarovan-tenanareo, hoy ny Mpanjakan’i Jakoba.
malagasy
Alaharo eto ny teninareo, hoy Jehovah; Asehoy izay mahamarina ny anareo, hoy ny Mpanjakan'i Jakoba.[Heb. fiarovana mafy]