Isaiah 41:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanatona izy. Aoka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy, nanao ahoana ny zavatra taloha, mba hosaininay ka ho fantatray izay hiafarany; na mba ilazao koa izay zavatra ho avy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hasehony sy hambarany amintsika, izay zavatra ho avy! Ambarao izay zavatra taloha, mba inona sy inona avy ireny? hiezaka handinika izany ny fonay, hahalalanay izay nahatanterahany! Na hoe ampandreneso anay, izay zavatra ho avy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manatòna hanazava aminay ny zava-hitranga. Lazao ny zava-niseho voalohany mba hifantohan’ny fandinihanay; na ambarao kosa izay ho avy, dia ho fantatray izay hiafarany.
Malagasy Bible 1865
Aoka hampanatoniny ka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy; Ambarao izay zavatra taloha, mba hoheverinay ka ho fantatray izay hiafarany, na ilazao izay zavatra ho avy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanatona izy. Aoka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy, nanao ahoana ny zavatra taloha, mba hosaininay ka ho fantatray izay hiafarany; na mba ilazao koa izay zavatra ho avy izahay.
malagasy
Aoka hampanatoniny ka hasehony amintsika izay zavatra mbola ho avy; Ambarao izay zavatra taloha, mba hoheverinay ka ho fantatray izay hiafarany, na ilazao izay zavatra ho avy izahay. [Heb. zavatra voalohany]