Isaiah 41:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambarao anay izay zavatra mbola ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; eny, manaova soa na manaova ratsy, mba hitaha isika ka hiaraha-mahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao izay zavatra ho avy any aoriana any, dia ho fantatray fa andriamanitra ianareo. Manaova soa, na manaova ratsy, mba nahitanay izany sy hiarahantsika migaga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ambarao anay ny zavatra ho avy dia hoekenay fa andriamanitra tokoa ianareo. Manaova soa na manaova ratsy mba hiarahanay mahita sy mijery.
Malagasy Bible 1865
Ambarao anay izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; Eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba hitaha isika, ka samy hahita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambarao anay izay zavatra mbola ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; eny, manaova soa na manaova ratsy, mba hitaha isika ka hiaraha-mahita.
malagasy
Ambarao anay izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; Eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba hitaha isika, ka samy hahita.