Isaiah 41:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tena tsinontsinona ianareo, ary ny asanareo dia tena naman’ny zava-poana; fahavetavetana ny nifidianana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa tsinontsinona ianareo, ary zava-poana ny asanareo; vetaveta izay mifidy anareo!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo indro fa tsinontsinona ianareo, zava-poana ny asa ataonareo; ka izay nifidy anareo ho andriamanitra dia maharikoriko toa anareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, ianareo dia naman'ny tsinontsinona, ary ny asanareo dia naman'ny zava-poana; vetaveta izay mifidy anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tena tsinontsinona ianareo, ary ny asanareo dia tena naman’ny zava-poana; fahavetavetana ny nifidianana anareo.
malagasy
Indro, ianareo dia naman'ny tsinontsinona, ary ny asanareo dia naman'ny zava-poana; vetaveta izay mifidy anareo.